NAMELY MAFY AHY NY TAFIOTRA
KA SAIKA HANAFOTRA AHY
NANDIFOTRA AHY NY ONJAN’NY FAMOIZAM-PO
DIA INDRO IANAO JESOSY FA NAHITA
KA NAMPITSOTRA NY SANDRINAO
MBA HAMONJY AHY
REF :
SOA FA TEO IANAO JESOA MALALA Ô
FIALOFAKO
VATOLAMPIKO SY HERY HO AHY
TSY HANANTAHOTRA NY FOKO SATRIA
EO IANAO MPIARO TSY MANDAO
HO ANAO INDRINDRA KOA NO HIHIRAKO
MBA HANKAHERY ANAO
RAHA SENDRA TOJO OLANA IANAO
OMEO AN’I JESOA NY ENTANAO
NY AHIAHY E, NY ARETINAO
F’HO SITRANINY
REF :